Entry (1/2) | 1 mpisolo |
Root | 2 solo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Sokajin-teny enti-misolo olona na zavatra efa voalaza na tsia, ka mitsinjara ho karazany maro: -- mpisolo olona (izaho, -nay), -- mpisolo manondro (ireny ny mpianatra), -- mpisolo manontany (iza no nilaza izany), -- mpisolo mampifandray (ny olona izay mandinika), -- mpisolo malala-kevitra (ny sasany tsy mieritreritra) 5 sokajinteny [1.1] 6 sokajin-teny entina misolo olona na zavatra [1.13] |
Vocabulary |
7 Linguistics |
Compound words |
|
Tables and plates |
13 All the pronouns |
Entry (2/2) | 14 mpisolo |
Root | 15 solo |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in English |
17 a substitute [1.7] |
Explanations in French |
18 celui qui remplace, qui est remplacé [1.3] 19 remplaçant [1.8, 1.5] 20 substitut [1.13, 1.5] |
Compound words |
|
Updated on 2024/08/16 |