| Entry (1/2) | 1 mpampitohy |
| Root | 2 tohy |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Sokajin-teny entina mampitohy teny roa, izay mety ho anarana (ny saka sy ny alika, vady aman-janaka), mpamaritra milaza toetra (tsara sy fy), matoanteny roa (manoratra na mamaky), fehezankevitra roa (handeha aho ary hijanona izy); mpampitohy fehezan-kevitra: teny enti-mampitohy fehezan-kevitra iankinany (nomena valisoa izy satria nianatra tsara)
5 (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy) [1.1] 6 zanateny mampifandray fehezanteny roa mitovy sokajy na anjara asa [1.13] |
| Explanations in English |
7 coordinating conjunction
[3.1] |
| Explanations in French |
8 conjonction de coordination
[1.13] |
| Examples |
9 tafasaraka amin-taho no angamba tena fanoratra ara-pitsipika eto satria ny "amana" teny mpampitohy fa ny "amy" no mpa-mpikambana.
[2.314#]
|
| Vocabulary | 10 Linguistics |
| All compound words | 11 mpampitohy fehezan-teny |
| Tables and plates |
12 All the conjunctions |
| Entry (2/2) | 13 mpampitohy |
| Part of speech | 14 noun |
| Explanations in Malagasy |
15 forongo mpanelanelana
[1.13] |
| Explanations in French |
16 pièce intermédiaire
17 connecteur [1.13] |
| Vocabulary | 18 Technology |
| All compound words | 19 mpampitohy mivolombatolalaka |
| Updated on 2025/12/08 |
|