| Entry | 1 ilay |
| Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Fanao indrindra amin' ny anaran' olona na zavatra: 1) tondroina mafimafy kokoa: Ny masoandro no ilay mpanasoa ny voary; 2) na efa noresahina: Moa efa tonga teo ilay mpandrafitra? 3) na anaram-bosotr' olona na biby lahy: Nandrifatra ilay mena ka tsy tana. (Matetika no soratana atao teny iray ny ilay sy ny mpamaritra anarana, ny fitambarany no nanjary anaram-bosotra: Nandrifatra Ilaimena ka tsy tana.)
[1.1] |
| Explanations in English |
4 the, this, that. It is often used like the English definite article.
[1.2] 5 that one, usually referring to someone or something understood or previously referred to [1.7] |
| Explanations in French |
6 le, celui; indique souvent une personne ou une chose dont on déjà parlé
[1.8] |
| All compound words | 7 27 combinations of that word |
| Tables and plates |
8 All the pronouns |
| Anagrams | 9 aily, ilay |
| Updated on 2025/11/17 |
|