Entry afovoany (a-, fo, voa, -ny)
Part of speech   adverb [list]
English definition   In the midst of, in the centre of, in the middle of, amidst [Richardson 1885]
   in the middle [Hallanger 1973]
French definition   au milieu, au centre [Abinal 1888, Hallanger 1974]
French definition   milieu
¶ afovoany atsimo: centre-sud [SLP: Voambolana]
Examples  
1Nisy lalambe namakivaky teo afovoany. [Ravelomanana: Lalana, page 19]
2Teo afovoany kosa nisy mpanjaka iray tsy nanaiky. [Fagereng: Tantara, page 27]
3Ary eo afovoany ny Rova izay nisy ny Lapan'i Manjakazafy. [Randriamamonjy: Tantara, page 341]
Vocabulary  
Derivations  
Synonyms   ampovoany
Toponymy   Place names having the word afovoany (1): Ambohitrafovoany
Analogy   anivo

Updated on 2017/10/22