Entry |
havako > avana
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | [Betsimisaraka]
antsibenandriamanitra
[Rakotosaona 1975]
|
| Zava-miseho indraindray eny amin' ny habakabaka, rehefa misy orana, izay miendrika andohalambo makadiry mipaka amin' ny lanin' ny vodilanitra roa, ary misy loko fito fototry ny loko rehetra: mena, volondaoranjy, vony, maitso, manga, angana ary volomparasy; rehefa misy avana miseho dia fambara fa efa hitsahatra ny orana [Rajemisa 1985]
|
English translation | the rainbow [Hallanger 1973]
|
French translation | arc-en-ciel [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
| nimbe, lumière, éclat, splendeur [Abinal 1888]
|
Vocabulary |
Derivations |
Synonyms | |
Compound words, titles, names |
|
Examples |
|
Articles |
|
Entry |
havako > avana
(ava)
|
Part of speech | passive verb
|
Malagasy definition | Enti-milaza ny voly izay karakaraina ka ongotana ny ahidratsy maniry eo aminy: Efa tokony havana ity tanimbary itỳ fa be loatra ireo ahidratsy [Rajemisa 1985]
|
English translation | to be weeded [Hallanger 1973]
|
French translation | qu'on sarcle [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
Morphology |
avana
avako
avanao
avany
avantsika
avanay
avanareo
avan'
avan-
avam-
ava-
| |
navana
navako
navanao
navany
navantsika
navanay
navanareo
navan'
navan-
navam-
nava-
| |
havana
havako
havanao
havany
havantsika
havanay
havanareo
havan'
havan-
havam-
hava-
| |
avao | |
|
Quotes |
|
Entry |
havako > havana
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Ireo olona misy fifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Misaona izy fa misy havany maty ¶ Olona mifankatia amin' ny tena, sakaiza: Mandrosoa, tompoko; havana ianareo fa tsy olon-hafa
[Rajemisa 1985]
|
English translation | a friend [Richardson 1885, Hallanger 1973]
|
| a relation, an alliance. See sakaiza,
longo
[Richardson 1885]
|
| a relative, an ally; cf. sakaiza
[Hallanger 1973]
|
French translation | parent [Abinal 1888, Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974]
|
| allié, ami [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
Vocabulary |
Derivations |
Morphology |
havana
havako
havanao
havany
havantsika
havanay
havanareo
havan'
havan-
havam-
hava-
| |
-kavana
-kavako
-kavanao
-kavany
-kavantsika
-kavanay
-kavanareo
-kavan'
-kavan-
-kavam-
-kava-
| |
|
Compound words, titles, names |
|
Examples |
|
Quotes |
|
Entry |
havako > havana
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Fanatsikerana ny lavenona ao anaty fatana mba hirehetan' ny afo tsara [Rajemisa 1985]
|
Derivations |
Morphology |
havana
havako
havanao
havany
havantsika
havanay
havanareo
havan'
havan-
havam-
hava-
| |
-kavana
-kavako
-kavanao
-kavany
-kavantsika
-kavanay
-kavanareo
-kavan'
-kavan-
-kavam-
-kava-
| |
|
|
Entry |
havako > havana
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | [Taisaka]
havanana [Rakotosaona 1975]
|
French translation | [Taisaka]
droite [Deschamps 1936]
|
Derivations |
Morphology |
havana
havako
havanao
havany
havantsika
havanay
havanareo
havan'
havan-
havam-
hava-
| |
-kavana
-kavako
-kavanao
-kavany
-kavantsika
-kavanay
-kavanareo
-kavan'
-kavan-
-kavam-
-kava-
| |
|
|