Entry ava
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Tsy misy manakantsakana ny maso ka hita avokoa
Tany voafira ny hazo ka azo ambolena [1.78]
  [Tanala] [1.78]
 Enti-milaza fanesorana ny ahitra miara-maniry amin' ny voly [1.1]
Explanations in English Weeding [1.7]
Explanations in French Sarclage [1.8]
Derivatives 
 

Entry ava
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ambany; toerana idinan'ny rano mikoriana avy any ambony na "erà" [1.1]
Examples fa raha avy erỳ an' ava kosa no mipoitra ny ra, dia sariho, fa matiko ny mamba. [1.406]
Derivatives 
Antonyms 
Compound words 

Entry Avà
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Ivah [2.996]
Explanations in French Ivva [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Iva
Biblical quotes 

Updated on 2023/10/19