Entry ray
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny lehilahy manan-janaka tokana na maro: i Rainilita no rain' Ibalita; ilazana koa ny olona tokotokony ho ray na tsy niteraka aza, toy ny vadin' ny reny niteraka (raikely), lehilahy nihahy sy nitaiza (ray mpitaiza), ny lehilahy nanangana ho zanaka (ray nanangana), ny ray tampo amin' ny ray aman-dreny (ireo dadatoa isan-kolafiny) [Rajemisa 1985]
  [Bara, Sakalava, Taifasy, Taimoro, Taisaka, Tanosy] aba [Rakotosaona 1975]
  [Provincial] ada [Richardson 1885]
  [Betsimisaraka] baba [Rakotosaona 1975]
  dada [Rajemisa 1985]
  ikaky [Hallanger 1973]
  [Tankarana] kaky [David: Dialectes (takila K)]
Explanations in English father [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Explanations in French père [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
 oncle [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 
Morphology 
ray
raiko
rainao
rainy
raintsika
rainay
rainareo
rain'
rain-
raim-
-dray
-draiko
-drainao
-drainy
-draintsika
-drainay
-drainareo
-drain'
-drain-
-draim-
Synonyms aba ~ ada ~ baba ~ dada ~ ikaky
Compound words, titles, names 
Analogues  andry iankinana ~ haja sy voninahitra ~ kiady sy voninahitra ~ lany voamena zato ~ lany sikajy arivo ~ vato nandiavana
Quotes 

Entry ray
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kasika: Zaza tia ray
¶ Fakana zavatra amin' ny tanana
¶ Fampidirana olona ao an-trano [Rajemisa 1985]
Explanations in French action de saisir avec la main [Rajaonarimanana 1995]
Derivations 
Synonyms rairay

Entry ray
Part of speech interjection [full list]
Explanations in Malagasy Tenim-piontanana fanao eo alohan' ny olona itenenana raha maro: Henoy izao teny izao, ray vahoaka [Rajemisa 1985]

Entry ray
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Fanononana haingana ny Iray [Rajemisa 1985]

Entry ray
Part of speech noun
Explanations in English  tanamasoandro: the rays of the sun; the spokes of a wheel [Hallanger 1973]

Updated on 2021/01/29