Entry |
sakelika
(helika)
|
Part of speech | noun
|
English definition | carrying under the arm [Hallanger 1973]
|
French definition | action de porter sous le bras [Hallanger 1974]
|
Derivations |
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
sakelika
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Tsirin-javamaniry miseho amin' ny tahony, na solofon-javamaniry eo ampotony toy ny fomban' ny saonjo na ny akondro: Tandremo sao tapaka ny sakeliky ny foto-bonindraozy
[Rajemisa 1985]
|
| [Bezanozano]
tsimoka hazo [Rakotosaona 1972]
|
Derivations |
|
Entry |
sakelika
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Ny rindrin-kazo amin' ny trano kotona. [Rajemisa 1985]
|
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
sakelika
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Havana akaiky, namana, mpanampy akaiky, fanampiny: Sakelik' andriana [Rajemisa 1985]
|
French definition | proches parents [Rajemisa: Vakoka]
|
Vocabulary |
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
sakelika
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | [Tambahoaka]
silaka: sakelidrano [Rakotosaona 1972]
|
|