|
|
|
|

Entry1  rahalahy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Lehilahy iray ray sy iray reny amin' ny lehilahy iray hafa: Manana rahalahy efatra Rakoto
4 Ny lehilahy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny lehilahy hafa koa dia atao hoe rahalahy, toy izany koa ny lehilahy vadin' ny olona mirahavavy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahalahy. [1.1]
Explanations in English  5 A brother of a man; lit. when masculine. Comp. anadahy [1.2]
6 A man has rahalahy and an anabavy [1.26#13]
7 The brother of a man; cf. anadahy [1.7]
Explanations in French  8 Frère d'un frère [1.54]
9 Le frère d'un homme; cf. anadahy [1.8]
Examples  10  Miarahaba anao aho, ry rahalahy! [2.583#4]
11  Raha rahalahy tsy marina, tapaka ihany fa tsy namana, ka anaro; [2.69#224]
12  Misy koa anefa milaza fa nanana rahalahy natao hoe Andriankotofananina Andriamanelo. [2.508#336]
Morphology 
13  Simple :
14  Prefixed :
Derivatives 
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Vocabulary  20  Relationships: family
Analogs  21  anabavy, 22  anadahy, 23  rahavavy
All compound words  24  4 combinations of that word
Proverbs  25  Proverbs containing that word
Article  26 Randzavola: rahalahy ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/11/09