Entry anadahy
Elementary words anaka ; -dahy (lahy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny lehilahy izay iray tam-po namin' ny vehivavy: Notsenain-dRasoa anabaviny ry Rakoto sy Ranaivo, anadahiny avy tany Toamasina. Tovona: mi, mpi, ianadahiana, fianadahiana. [1.10]
 Lehilahy iray tampo amin' ny vehivavy iray: Rakoto no anaran' ny anadahin-dRasoa [1.1]
Explanations in English A woman's brother. Used also of men when women are speaking. See rahavavy. [1.2]
 A woman has rahavavy and an anadahy [1.26]
 The brother of a woman [1.7]
Explanations in French Frère d'une soeur [1.54]
 Le frère d'une femme [1.8]
Examples 
1Ary Lidy e, Rainilidy anadahiko [2.470]
2Tezitra ny anadahin-drenin' ireo zaza [2.606]
3Dia eo manatrika ny manjo ny zanaka, anadahy, na vadin' ny tena. [2.472]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : anadahy, anadahiko, anadahinao, anadahiny, anadahintsika, anadahinay, anadahinareo, anadahin', anadahin-, anadahim-
Derivatives 
 
Compound words 
Analogs  anabavy ~ rahalahy ~ rahavavy
Proverbs 

Updated on 2023/12/04