Entry (1/5) | 1 eny |
Part of speech | 2 adverb |
Explanations in Malagasy |
3 Milaza toerana lavitra nefa tazana: Hitanao irỳ tendrombohitra irỳ, andeha hitsangantsangana eny isika 4 Manondro toerana ankarihary: Rehefa mandeha eny an-tsena ianao... [1.1] |
Explanations in English |
5 there, not too far away (in sight); [1.7] |
Explanations in French |
6 là-bas, vers, à [Taisaka]
[1.82] 7 là-bas, pas bien loin, visible [1.8] |
Examples |
8 Eo am-pidinana ihany na eny an-dalana dia raisiko ny ahy. [2.4] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Tables and plates |
13 All the adverbs |
Entry (2/5) | 14 eny |
Part of speech | 15 adverb |
Explanations in Malagasy |
16 Entina manaiky, entina milaza fa ekena izay lazaina amin' ny tena: Handeha hiaraka amiko ve ianao? Eny, raha tsy misy ny sampona 17 Amin' ny fitenimparitra samihafa: Ekany, eka, ia [1.1] |
Explanations in English |
18 yes [1.7] |
Explanations in French |
19 oui [1.8] |
Examples |
20 eny, hoy Ndriana niankin-drindrina tery anjorontrano. [2.5] |
Compound words |
|
Titles |
|
Tables and plates |
23 All the adverbs |
Entry (3/5) | 24 eñy |
Part of speech | 25 noun |
Explanations in Malagasy |
26 fijanonana [Taisaka]
[1.78] |
Derivatives |
|
Proverbs | 28 Proverbs containing the word eñy |
Entry (4/5) | 29 eny |
Part of speech | 30 adjective |
Explanations in French |
31 six [Taisaka]
[1.82] |
Entry (5/5) | 32 eny |
Part of speech | 33 noun |
Explanations in French |
34 (de l'adverbe eny : au loin, dans un endroit éloigné). Arbre indéterminé qui ne poussait qu'au loin ; inconnu en Imerina. On en amenait le bois de fort loin. [Merina]
[1.196] |
Vocabulary |
35 Botany |
Anagrams | 36 eny, eñy, eny, eñy |
Updated on 2023/08/11 |