|
|
|
|

Entry1  etsy
Part of speech  2  adverb
Explanations in Malagasy  3  Milaza toerana akaiky taza-maso somary antsisintsisiny ka tondroina, mifamaly amin' ny atsy raha tsy taza-maso fa takona: Apetraho etsy an-joron-trano ny angady. (Nataoko atsy an' efitra avaratra ny saronankarona)
4  Momba ny fiverenana indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Explanations in English  5  here close by (in sight) [1.7]
Explanations in French  6  là, près, non loin, mais en un lieu déterminé [1.3#132]
7  ici bien près, visible [1.8]
Examples  8  Hofarafaraintsika etsy aoriana io. [2.296#66]
9  Zafikelin-dRaberesaka etsy Imaharidaza ve? [2.639#]
10  Fa izay tsy hiaraka amiko, dia mitanilà etsy! [2.508#442]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Names :
Other spellings  16  etsy, etsý
Synonyms  17  etsiakatra, etsiana, etsikatra, etsikitra
Analogs  18  etỳ, eto, eo, etsy, eny, eroa, erỳ, atỳ, ato, ao, atsy, any, aroa, arỳ
Compound words 
Tables and plates  23  All the adverbs

Anagrams  24  etsy, sety, tesy

Updated on 2023/08/21