Entry zazavavindrano (zaza, vavy, rano)
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan' olon-dia tsara tarehy, hono, ka voalaza ho mipetraka amin' ny zohy any ambany rano na amin' ny zohy mivoaka avy anaty rano, ka mivelona amin' ny hazandrano manta [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Moa tsy zazavavindrano koa Ranoro vadin' Andriambodilova? [Andriamalala: Zazavavindrano]
2Zazavavindrano niara-nonina tamin' ny voay hono ny reniny ary voafandrika ka nanambady olombelona teny an-tanety. [Randriamamonjy: Tantara]

Entry Zazavavindrano
Part of speech name (book or play title)
French definition roman en langue malgache publié en 1945 par Andriamalala Emilson Daniel [Ranaivoson 2004]
Author Andriamalala Emilson Daniel, 1945
Publishings 1972. Librairie Mixte. Width: 12cm. Height: 17cm. Pages: 143.
Vocabulary 
Tables and plates All the titles
Illustrations 

Updated on 2020/04/13