Entry atỳ
Part of speech adverb [list]
Malagasy definition Milaza toerana misy ny tena, fa malaladalaka kosa mitahy amin' ny Ato: Mahafinaritra ahy ny mipetraka atỳ ambanivohitra [Rajemisa 1985]
English definition here, not in sight [Hallanger 1973]
French definition ici, pas visible [Hallanger 1974]
Analogues  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Entry aty
Part of speech noun
Malagasy definition Ilazana toerana iray izay voafaritra ny manodidina azy: Madio ny atin' ity trano itỳ na dia maloto aza ny ivelany [Rajemisa 1985]
English definition the insides of anything; a room [Hallanger 1973]
French definition  [Tankarana] intérieur [David 1952 (takila B)]
 intérieur, ce qui est au dedans [Abinal 1888]
 l'intérieur, le dedans [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
aty
atiko
atinao
atiny
atintsika
atinay
atinareo
atin'
atin-
atim-
Compound words, titles, names 

Entry aty
Part of speech noun
Malagasy definition Ny lehibe indrindra amin' ny glandy ao amin' ny tenan' ny olombelona, ao amin' ny kibo, amin' ny havanana, miteraka ny antsoina hoe ranon' afero izay ilaina amin' ny fanovana ny sakafo ho mahavelona [Rajemisa 1985]
English definition the liver [Hallanger 1973]
French definition  [Tankarana] foie; poumon [David 1952 (takila B)]
 foie [Abinal 1888]
 le foie [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Morphology 
aty
atiko
atinao
atiny
atintsika
atinay
atinareo
atin'
atin-
atim-
Compound words, titles, names 
Analogues  atin-kena
Quotes 

Entry aty
Part of speech noun
French definition  [Merina] La moelle, l'intérieur des tiges fistuleuses. Voir ci-dessus atin-kazo. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulary 

Entry aty
Part of speech noun
Malagasy definition  [Betsimisaraka] tsy mitana ny zavatra ao aminy na maloto na azo sotroina [Rakotosaona 1972]

2017/12/07