Entry |
 |
eto
|
Part of speech | |
adverb
|
Malagasy definition | |
Milaza toerana tokana eo amin' ny misy ny tena mihitsy, mifamaly amin' ny ato raha tsy taza-maso, ary mifanohitra amin' ny ety kosa, fampiasa raha toerana malalaka no lazaina: Mijanona eto an-trano ianao. (Mipetraha ato an' efitra atsimo. / Mahafinaritra ny monina etỳ ambanivohitra). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo
[Rajemisa 1985]
|
French definition | |
ici [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
|
| |
dans l'endroit où on se trouve [Abinal 1888]
|
| |
là [Rajaonarimanana 1995]
|
Derivations | |
Morphology | |
|
Compound words, titles, names | |
|
Analogy | |
etỳ ~
eto ~
eo ~
etsy ~
eny ~
eroa ~
erỳ |
| |
atỳ ~
ato ~
ao ~
atsy ~
any ~
aroa ~
arỳ |
|