Entry | atsy | |
Part of speech | adverb | |
Malagasy definition | Enti-milaza toerana akaikikaiky somary an-tsisintsisiny na tondroin-tanana izay tsy hita fa takona: Nisy feo nivoaka avy atsy anaty lobolobo atsy [Rajemisa 1985] | |
English definition | here (not in sight) [Hallanger 1973] | |
French definition | ici, là (pas visible) [Hallanger 1974] | |
Analogues | etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ | |
atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ | ||
2009/02/23 |
![]() |