|
|
|
|

Entry (1/5)1  atỳ
Part of speech  2  adverb
Explanations in Malagasy  3  Milaza toerana misy ny tena, fa malaladalaka kosa mitahy amin' ny Ato: Mahafinaritra ahy ny mipetraka atỳ ambanivohitra [1.1]
Explanations in English  4  here, not in sight [1.7]
Explanations in French  5  ici, pas visible [1.8]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Derivatives 
9  Adverbs :
Analogs  10  etỳ, eto, eo, etsy, eny, eroa, erỳ, atỳ, ato, ao, atsy, any, aroa, arỳ
Compound words 
Tables and plates  12  All the adverbs

Entry (2/5)13  aty
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  Ilazana toerana iray izay voafaritra ny manodidina azy: Madio ny atin' ity trano itỳ na dia maloto aza ny ivelany [1.1]
Explanations in English  16  the insides of anything; a room [1.7]
Explanations in French  17  intérieur [Tankarana] [1.19]
18  intérieur, ce qui est au dedans [1.3]
19  l'intérieur, le dedans [1.8]
Vocabulary  20  Space
Morphology 
21  Simple :
Derivatives 
22  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 

Entry (3/5)50  aty
Part of speech  51  noun
Explanations in Malagasy  52  Ny lehibe indrindra amin' ny glandy ao amin' ny tenan' ny olombelona, ao amin' ny kibo, amin' ny havanana, miteraka ny antsoina hoe ranon' afero izay ilaina amin' ny fanovana ny sakafo ho mahavelona [1.1]
Explanations in English  53  the liver [1.7]
Explanations in French  54  foie; poumon [Tankarana] [1.19]
55  foie [1.3]
56  le foie [1.8]
Vocabulary  57  Biology
Morphology 
58  Simple :
Compound words 

Entry (4/5)66  aty
Part of speech  67  noun
Explanations in French  68  La moelle, l'intérieur des tiges fistuleuses. Voir atin-kazo#mg.ex. [Merina] [1.196]
Vocabulary  69  Botany
Phytonyms 

Entry (5/5)72  aty
Part of speech  73  noun
Explanations in Malagasy  74  tsy mitana ny zavatra ao aminy na maloto na azo sotroina [Betsimisaraka] [1.78]

Anagrams  75  aty, atỳ, tay, aty, atỳ, tay

Updated on 2023/05/27