Entry tsatokaty
Elementary words tsatoka ; aty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-dovia lalina aty fasiana ro tsangambava [1.1]
  [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] tsangambava [1.78]
Explanations in French Verre à pied, éprouvette [1.13]
Examples fatra-pitady ny tsatokaty, ka hihinana amin' ny kapila: sao mitady ny malamalan-kodiavina, ka hihitsoka amin'ny' fotaka be mandrevo; [2.588]
Compound words 

Updated on 2023/07/30