|
|
|
|

Entry1  lalina aty
Elementary words  2 lalina, 3 aty
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 enti-milaza ireo vilia na fitoeran-javatra toy ny tavoara, izay kely ny vavany fa ny atiny kosa tsy araka izany fa lalina [1.1]
Explanations in French  6 se dit des vases profonds [1.3]

Updated on 2025/10/11