|
|
|
|

Entry (1/11)1  arỳ
Part of speech  2  adverb
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza toerana sady tsy hita no lavitra: arỳ andrefan'ny sekoly no mipetraka izahay. [1.1]
Explanations in English  4  there, yonder, signifying a distant place not seen. [1.2]
5  there far away (not in sight) [1.7]
Explanations in French  6  là, là-bas, désigne une chose éloignée ou qu’on ne voit pas [1.3]
7  là-bas (loin, pas visible) [1.8]
Vocabulary  8  Space
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Derivatives 
12  Active verbs :
Analogs  13  etỳ, eto, eo, etsy, eny, eroa, erỳ, atỳ, ato, ao, atsy, any, aroa, arỳ
Compound words 
Titles  18  Atsy ary (Manifatra Venance)
Tables and plates  19  All the adverbs

Entry (2/11)20  ary
Part of speech  21  conjunction
Explanations in Malagasy  22  Entina mampitohy ny anarana na ny mpamaritra anarana na ny matoanteny voalaza farany amin' ireo eo aloha raha ohatra ka misy maro voatanisa: Ny akoho sy ny vorona ary ny ondry. / Vizana sy reraka ary kivy irahay nony tafaverina tsy naharo na inona na inona. / Mihinana sy misotro ary mandihy
23  Mampitohy fehezankevitra na fehezanteny anankiroa: Miteny ny mpampianatra ary mihaino ny mpianatra
24  Mampitohy ny fehezankevitra farany amin' ilay voalohany amin' ny ady lojika: Manidina ny vorona rehetra, ary vorona ny akoho, koa amin' izany manidina ny akoho [1.1]
Explanations in English  25  and. Generally used after two or more nouns connected by sy, the last of the series being connected by ary. It is like the word and used in commencing English sentences. [1.2]
26  and; in an enumeration sy is used after the first several words and àry before the last one. Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: iron and copper and lead [1.7]
Explanations in French  27  et; se met devant le dernier mot d'une énumération, dont les autres mots sont précédés de sy. Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: le fer et le cuivre et le plomb [1.8]
Titles  28  Ary hitako (Andriarimalala René)
Tables and plates  29  All the conjunctions

Entry (3/11)30  àry
Part of speech  31  adverb
Explanations in Malagasy  32  Enti-milaza fehinteny na misolo fehin-teny mihitsy ara: Raha izany àry no izy, inona indray no hitadiavantsika vavolombelona? / Andeha àry isika, anaka [1.1]
Explanations in English  33  then, as aoka ary, Well then, be it so: Ataovy àry, Do it then. It can easily be distinguished from the conjunction ary by never being the first word of a sentence. [1.2]
Explanations in French  34  donc. Aoka àry (Soit!) Andeha àry (Hé bien, partez!) Ataovy àry (Faites donc!) [1.3]
35  donc [1.5]
Compound words 
Tables and plates  37  All the adverbs

Entry (4/11)38  ary
Part of speech  39  adverb
Explanations in Malagasy  40  any [Betsimisaraka] [1.78]
Tables and plates  41  All the adverbs

Entry (5/11)42  ary
Part of speech  43  adjective
Explanations in Malagasy  44  Misy: Ary isika noho ny fahefan'ny mpahary
45  Manana: Efa ary nify ny zanako [1.1]
Explanations in English  46  existed, formed, produced; being. [1.2]
47  made, created, brought into being [1.7]
Explanations in French  48  créé, qui existe [1.3, 1.8]
Morphology 
49  Simple :
50  Future :
Derivatives 
51  Active verbs :
52  Relative verbs :
53  Names :
Compound words 

Entry (6/11)67  ary
Part of speech  68  noun
Explanations in Malagasy  69  Enti-milaza fanipazana, tsy fiheverana zavatra tsy tiana intsony [1.1]
Explanations in French  70  action de rejeter [1.3, 1.5]
71  action d'abandonner, de perdre [1.3]
72  action de jeter. Variant: are [1.14]
Derivatives 
73  Active verbs :
74  Names :
Compound words 
Phytonyms 

Entry (7/11)77  ary
Part of speech  78  noun
Explanations in Malagasy  79  taova iray tarika amin'ny mosavin-kena ka mandevona ireo faikafaika avy amin'ny fiasan'ny tena entin'ny ra ao aminy [1.1]
Explanations in English  80  the milt, the spleen. Ary is the root, but it is never used alone, but always with the suffix pronoun. [1.2]
Explanations in French  81  la rate [1.3]
Vocabulary  82  Biology
Analogs  83  arin-kena

Entry (8/11)84  ary
Part of speech  85  noun
Explanations in Malagasy  86  nonon'omby, tohatra [Tambahoaka] [1.78]

Entry (9/11)87  ary
Part of speech  88  noun
Explanations in Malagasy  89  fiverenana ilalana [Taimoro] [1.78]

Entry (10/11)90  ary
Part of speech  91  noun
Explanations in French  92  Action de suinter, de perdre de l'eau, de laisser écouler la sève. On dit, par exemple : manary rano pour les bois qui suintent beaucoup lorsqu'ils sont coupés . manary rano-batsy : laisser écouler sa sève, comme le font certains bourgeons, ex. ceux des palmiers, quand on les perce. manary ronono : sécréter du latex.
93   : Ficus sp. ; également appelé ary-voara [Taisaka]
94  (contraction de
arina) Bridelia tulasneana Baill. (Euphorbiaceae). [Taimoro] [1.196]
95  [Taisaka]
Vocabulary  96  Botany
Compound words 
Phytonyms 
Scientific name 

Entry (11/11)100  ary
Part of speech  101  noun
Explanations in Malagasy  102  jereo ariAry [1.1]

Anagrams  103  ary, arỳ, àry, ray, ary, arỳ, àry, ray, ary, arỳ, àry, ray

Updated on 2023/12/31