| Entry | mpisolo (solo) | |
| Part of speech | noun | |
| Sokajin-teny enti-misolo olona na zavatra efa voalaza na tsia, ka mitsinjara ho karazany maro:
-- mpisolo olona (izaho, -nay), -- mpisolo manondro (ireny ny mpianatra), -- mpisolo manontany (iza no nilaza izany), -- mpisolo mampifandray (ny olona izay mandinika), -- mpisolo malala-kevitra (ny sasany tsy mieritreritra) (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy) [1.1] | ||
| Sokajin-teny entina misolo olona na zavatra [1.13] | ||
| A substitute [1.7] | ||
| Celui qui remplace, qui est remplacé [1.3] | ||
| Remplaçant [1.8, 1.5] | ||
| Substitut [1.13, 1.5] | ||
| Vocabulary | ||
| Tables and plates | All the pronouns | |
| Updated on 2025/07/28 |
|