| Entry | andrianjahonoany | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | andriana, izaho | |
| Karazana masoivoho na olona itokisana tanteraka misolo tena ny mpitondra fanjakana any an-tany hafa ka ametrahany andraikitra lehibe, ary izay vitany dia ohatra ny tenany ihany no nanao azy [1.1] | ||
| [izaho, I, no ho any, will be there.] An agent. [1.2] | ||
| Analogs | masoivoho | |
| Updated on 2023/12/16 |
|