| Entry |
fisoloana
(solo)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fanaovana ny asan' ny..., fitanana ny toeran' ny...: Ianao no nahatonga ny mpiasako handeha ka ionao no tompon' andraikitra amin' ny fisoloana azy [1.1]
|
| | L'action de remplacer, le remplacement, le motif [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Izany no nanery anay tsy hihambahamba hisahana ny momba ny fisoloana tena sy ny fandraisana anjara ho anisan' ny zo fototra.
[1.369]
|
| 2 | Nihasarotra dia nihasarotra tokoa ny fiainan' I Dada hahazoam-bola : asa tany, fanaovan-trano miaraka amin' ny olona, famakiana hazo hatao kitay, fisoloana olona voatendry amin' izao na iroa.
[2.472]
|
|
|