|
|
|
|

Entry tapa-porohana sisa tsy may
Part of speech locution
Elementary words tapaka, forohana, sisa, tsy, may
 Enti-milaza ny kely sisa tamin' ny zavatra kay saika efa lany tanteraka, na olona vitsy na tokana sisa tsy maty tamin' ny olona saika efa maty avokoa [1.1]
Synonyms akanga sisa nanamborana

Updated on 2023/06/05