|
|
|
|

Entry misolo (solo)
Part of speech active verb
 Manao ny asan' ny... mitana ny toeran' ny...: Rakoto no nisolo ny mpitantsoratra nanavy
Manova: Mbola misolo akanjo izy
Miova: Misolo matetika loatra ny dokotera eto amintsika [1.1]
 To be a substitute for [1.7]
 Remplacer [1.3$624, 1.8]
 être remplacé, compensé [1.3]
Examples 
1Fantatr' ilay nanao anefa fa misolo toerana ilay nampiany izy na miara-voa aminy raha tratra. [2.472]
2Raha misy tsy fahafahany dia ny lehiben' ny firaketan-draharahan' ny Fitsarana Fandravana no misolo azy. [1.320]
Morphology 
Present : misolo
Past : nisolo
Future : hisolo
Imperative : misoloa

Updated on 2023/08/11