|
|
|
|

Entry sahy
Part of speech adjective
 Manana herim-po hanao zavatra: Tsy sahy niady tamin' ny zanako Isambilo
Afaka manao, manaiky: Tsy sahiko ny handray io olona io ao an-tranoko
Tsy matahotra: Sahy anareo aho, hoy Rakoto tamin' ny lehiben' ny jiolahy
Afakahividy: Tsy sahiko ariary zato akory io latabatra io fa ratsy [1.1]
 Bold, daring
Impudent [1.2, 1.7]
 Courageous [1.2]
 Courageux, audacieux [1.8]
Examples 
1Iza no olona sahy hamita-bahoaka! [2.472]
2Dia tsy nisy sahy niditra izy rehetra. [2.48]
Morphology 
Simple : sahy
Imperative : sahia
Derivatives 
Synonyms sahisahy
Analogs  mavany ~ misehaseha ~ tsy mivandy ~ tsy mivohovoho ~ bibin' olona ~ mosalahy ~ kimosamosa ~ misenasena ~ manao vy very ~ manao anjoria ~ mivarotra aina ~ mitsambiki-mikimpy ~ manaika loza ~ miseha-doza ~ mitsena loza ~ manaboha-maty ~ mankaha-paty ~ misotro ny aleoko maty ~ misotro tsilaky ~ minia maty ho maimbo ~ manehatra ny tandrok' omby maranitra ~ voalavo manaikiby ~ voalavo sasatry ny miaina ~ lolo fotsy mitono tena ~ atody miady amam-bato ~ basy maninana varatra

Entry sahy
Part of speech noun
 Fanevatevana amin' ny teny ratsy sy ompa. [1.1]
 Insulte, injure [1.3]
Derivatives 

Entry sahy
Part of speech adjective
  [Taisaka] resy [1.78]

Entry sahy
Part of speech noun
  [Tanosy] Fifiahara fary [1.78]
Synonyms sy

Entry sahy
Part of speech noun
 The Arnotto plant. An infusion of the leaves is drunk by those who desire to excel in public speaking or in dancing, as it is said to make them bold [1.2]
Vocabulary 

Entry sahy
Part of speech noun
 (toute l'île) (on appelait sahy rano : capables d'affronter l'eau, les colorants de grand teint qui ne déteignaient pas au lavage. C'est probablement l'origine de ce nom). Bixa orellana L. (Bixaceae). Arbuste d'origine américaine, introduit à Madagascar pour ses graines qui fournissent une matière colorante rouge bien connue, le roucou. C'était aussi le colorant utilisé par les Améridiens (« Peaux-Rouges ») pour leurs peintures corporelles. D'après une autre tradition (côte Est), les graines auraient été administrées aux taureaux de combat comme stimulant, pour accroître leur agréssivité (de sahy (adjectif) : hardi, courageux). L'une et l'autre version sont également plausibles. Mais le pouvoir excitant des graines n'a jamais été scientifiquement vérifié à notre connaissance. [1.196]
Vocabulary 
Scientific name Bixa orellana

Updated on 2023/08/16