| Entry | mavany (vany) | |
| Part of speech | adjective | |
| [Sihanaka] masiaka, henjana [1.78] | ||
| Olon-doza sy masiaka ary ratsy saina ka tsy misalasala hamono, mahavanon-doza: Aza sendra izay olona mavany ihany: ny loza azo, ny baraka afaka Mpanao hasomparana, mpila sotasota sady tsy matahotra no tsy menatra ny bila sotasota: Tsy ela dia lasana ihany -- ' lay rahona kely mavany -- ka volana roa mibaliaka -- no hitako samy sariaka (Jean Narivony) [1.1] | ||
| Hardi, qui ose tout, fort [1.3] | ||
| Synonyms | mavanivany | |
| Updated on 2025/04/24 |
|