| Entry | kimosamosa (mosamosa) | |
| Part of speech | noun | |
| (tovona ki sy fototeny miverina mosa) mosalahy, kinanga, kitoatoa, sao sendra mba mety na sendra mahavoa; atao tsirambina: Aza atao kimosamosa ny fambolem-bary fa io ny fototry ny aina [1.10] | ||
| Jereo mosalahy [1.1] | ||
| Comme mosalahy [1.3] | ||
| Updated on 2024/02/27 |
|