| Entry | resy | ||||||||||
| Part of speech | participle | ||||||||||
| Voa tamin' ny ady na lalao fifaninanana: Resin' ny Fortior ny mpanao baolina avy tany Lesotho Maty (loka): Resy tamin' ny loka Rabe ka niozonozona tsy hamerina intsony Tsy nahazo rariny tamin' ny ady amin' ny fitsarana: Resy tamin' ilay ady lova Rakoto ka tsy manana na inona na inona intsony izao Tsy mahatohitra: Resin' alahelo izy Maty antoka: Alaovy ho anao valopolo io akoho io fa resy aho raha latsaka izany [1.1] | |||||||||||
| Defeated conquered, overcome [1.7] | |||||||||||
| Battu, conquis [1.8] | |||||||||||
| Vaincu, qui a perdu sa valeur [1.196] | |||||||||||
| Examples |
| ||||||||||
| Morphology |
| ||||||||||
| Derivatives |
| ||||||||||
| Entry | resy | ||||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||||
| [Taisaka, Tanosy] noana [1.78] | |||||||||||
| Updated on 2023/05/29 |
|