| Entry |
sy
|
| Part of speech | conjunction
|
| | Entina mampitohy teny roa (anarana, mpamaritoetra, matoanteny):
Ny saka sy ny alika / Tsara sy ratsy / Mihinana sy misotro [1.1]
|
| | And [1.7]
|
| | Et [1.8]
|
| Morphology |
| Simple : |
sy |
| Prefixed : |
-tsy |
|
| Analogs |
amana ~
ary ~
mbamy ~
dia ~
ka |
|
| Entry |
sy
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tanosy]
Fifiahara fary [1.78]
|
| Synonyms | |
|
| Entry |
sy
|
| Part of speech | noun
|
| | [Sakalava]
Hyparrhenia rufa Stapf (Poaceae). Bonne espèce fourragère ; éliminée par les feux de prairie trop fréquents. Voir aussi
simena.
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Hyparrhenia rufa |
|