|
|
|
|

Entry manabohamaty
Part of speech active verb
Elementary words manana, bohaka, maty
 Mitono tena amin' ny loza, manao mosalahy amin' ny fahafatesana
Mitovy hevitra: mananty voina ~ manao anjolofo ~ manao mosalahy ~ manao vy very ~ maneha-doza ~ mankaha-doza ~ mila faty ~ mila voina ~ mitono tena [1.1]
Morphology 
Present : manabohamaty
Past : nanabohamaty
Future : hanabohamaty

Updated on 2024/12/22