| Entry |
re
|
| Part of speech | participle
|
| | Heno:
Renao ve izany vorona mihira izany? Fantatra:
Efa renao ny nialan-dRakoto. Tsapan' ny fandrenesana, toy ny fanamboloana:
Tsy reko izany fofona ao izany fa voan' ny sery aho;
ny fandrenesana tsiron-kanina:
Tsy reny akory ny hamamin' ny siramamy;
ny fikasihana:
Reko ny tsongo ataony ahy. Tsaroana: Reko tsara loatra izany fahoriako [1.1]
|
| | Heard; perceived by the senses, as pain or smell [1.7]
|
| | Entendu [1.3, 1.8]
|
| | Appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher [1.3]
|
| | Perçu par le sens du toucher, l'odorat, du goûter [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Ho ren'olo ka ho maty aho.
[2.606]
|
| 2 | Avereno kely hoe ho reko tsara.
[2.895]
|
| 3 | Tsy nisy hitany na reny nanatona anefa
[2.472]
|
| 4 | reny tsara ny fiakatry ny fofon-jezika ary maharikoriko azy
[2.470]
|
| 5 | Taitra dia taitra izy, fa avy any ambony ilay zavatra reny, ka fantany fa tsy izy mianaka avy naka orana tary an-dohasaha ambany
[2.324]
|
|
| Morphology |
| Present : |
re,
reko,
renao,
reny,
rentsika,
renay,
renareo,
ren',
ren-,
rem- |
| Past : |
re,
reko,
renao,
reny,
rentsika,
renay,
renareo,
ren',
ren-,
rem- |
| Future : |
ho re,
ho reko,
ho renao,
ho reny,
ho rentsika,
ho renay,
ho renareo,
ho ren',
ho ren-,
ho rem- |
|
| Derivatives |
| Synonyms | |
|
| Entry |
re
|
| Part of speech | particule
|
| | Kianteny kely fanao amin' ny fehezanteny manontany raha manontany tena ilay miteny:
Inona re no hataoko e; handeha sa hijanona?;
ary amin' ny fehezanteny tsotra kosa raha mangataka mitalaho:
Mifona re, tompoko, fa tsy hanao intsony aho [1.1]
|
| Examples |
| 1 | Nahoana re no anton'izany?
[2.324]
|
| 2 | Aoka re, anaka.
[2.470]
|
|
|
| Entry |
~re~
|
| Part of speech | infix
|
| | Infixe qui sert à former le pluriel des
pronoms-adjectifs démonstratifs: io -> ireo [1.12]
|
|
| Entry |
re
 |
| Part of speech | noun (symbol)
|
| | Ny feo faharoa manarakaraka ny do amin' ny ambaratongam-peo fito amin' ny gama [1.1]
|
| Vocabulary |
| Analogs |
do ~
mi ~
fa ~
sol ~
la ~
si |
| Illustrations |
|
|
| Entry |
Re
 |
| Part of speech | noun (symbol)
|
| | Singa mivaingana, faha-75 amin'ny fisokajiana miherina.
[3.1]
|
| | Rhenium. [3.1]
|
| | Rhénium. [3.1]
|
| Vocabulary |
| Tables and plates |
|
|