|
|
|
|

Entry mahare (re)
Part of speech active verb
  [Taisaka] Mafy: Ataovo maharè ny hira [1.78]
 (mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny mandre ihany saingy izy tsy manana fomba mandidy) Mandray amin' ny sofina ny feo avoakan' ny zavatra na biby na olona eo amin' ny manodidina: Marenina izy ka tsy mahare na inona na inona. / Mahalala noho ny filazan' ny olona: Nahare aho fa lasa any andafy ny zokinao
Mahatsiaro: Nahare hatsiaka aoka izany aho aninaraina [1.1]
 To hear; to be able to hear; to perceive by any of the five senses (except vision) [1.7]
 Entendre, apprendre ; percevoir par l'un des cinq sens (à l'exclusion de la vue) [1.8]
Morphology 
Present : mahare
Past : nahare
Future : hahare

Entry mahare
Part of speech adjective
  [Taisaka] Haingam-pandeha [1.78]

Updated on 2023/01/20