| Entry |
fandrenesana
(re)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fahafantarana feo Fahazoan' ny olombelona mifandray amin' ny zavatra manodidina azy ka ahafantarany ny momba ny tsirony, ny fofony, ny feony sy ny hamafiny: Misy efatra ny fandrenesana ka ireto avy ny organina aminy: ny lela, ny orona, ny sofina, ny hoditra amin' ny tena manontolo, fa indrindra ny tanana Varavaran-tsaina. (Marihina fa ny fahitana dia tsy mba voafaoka ho anisan' ny fandrenesana) [1.1]
|
| | The sense of hearing; also used of other senses [1.7]
|
| | L'ouïe ; sensation en parlant des autres sens, sauf la vue [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Endrey ny alahelo amy ny fandrenesana izany!
[2.59]
|
| 2 | Azo lazaina ihany koa fa tsy manafintohina loatra ny fandrenesana azy io.
[1.519]
|
| 3 | Nampandraiki-marary azy mihitsy ny fandrenesana, fa nanaiky tokoa Razaimalala.
[2.324]
|
|
| Analogs |
fahitana ~
fanamboloana ~
fitsapana ~
fitsiroana |
|