| Entry | la | |
| Part of speech | noun | |
| Fototeny milaza tsi-fanekena, fanoherana, fikirizana,
tsy hanaiky, tsy hanao.
(Rahefa asiana tovona hakambana aminy izy dia miova ho D ny L
voalohany, araka ny efa voazava etsy ambony amin'ny hoe L = D).
-- Indreto ny teny niaviany:
Soehily la (tsy, tsia);
Mag. enda (tsia), menda (mandà);
Tir. enda (tsia);
Maley enggan (mandà). Tovona: man, maha, mampan, mifan, mampifan, fan, mpan. Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy; tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany [1.10] | ||
| [Taisaka] Fandavana [1.78] | ||
| [Bara] Mandà, miodina [1.78] | ||
| Tsy fetezana hanao, tohitra [1.1] | ||
| Root of the following [compare to Swahili la, meaning no]: voala, lavina, mandà, mandandà, mafy la [1.2] | ||
| Refus [1.3, 1.5] | ||
| Reniement, renoncement, rejet, négation [1.3] | ||
| Qu'on refuse, qu'on nie, qu'on rejette [1.8] | ||
| Action de nier, de refuser [1.14] | ||
| Rigettare. Nandà ny zanany maditra ny ray aman-dreny: i genitori, hanno rigettato il figlio ostinato Rifiutare. Nanda ny fanomezana ny olona: la persona ha rifiutato il dono Negare. Manda ny marina ianao: tu neghi la verita [1.18] | ||
| Entry | la | |
| Part of speech | conjunction | |
| [Tanala] Si [1.6] | ||
| Entry | la | |
| Part of speech | article | |
| Teny tanindrana mitovy amin'ny merina hoe DA na DIA. Ohatra: la tsara! : tsara! da tsara! : tsara dia tsara! la maro eke! : dia marobe re izy izany! [1.10] | ||
| Teny tanindrana mitovy amin'ny merina hoe EFA. Ohatra: La maty va? : efa maty va? La tonga omale ia : efa tonga omaly izy. [1.10] | ||
| Entry | la | |
| Part of speech | adjective | |
| [Taisaka] Tonta (fiasana), mihintsana (volo) [1.78] | ||
| Entry | la- | |
| Part of speech | particule | |
| Ny mpanondro anaram-bavy tokana amin'ny teny frantsay hoe LA no nakambany Malagasy amin'ny anarana tondroiny nony nogasiny ilay teny frantsay, toy ny hoe: latabatra (la table), lasoa (la soie), lasopy (la soupe), lapoely (la poêle), labiera (la bière), labozia (la bougie), ets. ets. [1.10] | ||
| Entry | là
![]() | |
| Part of speech | adverb | |
| Ao, etsy, eroa erỳ, izany, izay. Mettez là ce livre: apetraho ao (etsy, eroa) ity boky ity. Il était là tout à l'heure: vao haingana izy no tao. De là au village il y a deux cents pas: hatrao ka hatramy ny tanàna dia misy roan-jato mandingina. [1.4] | ||
| any, tany, ho any: là, à une certaine distance, pas visible
àny ho àny: quelque part là-bas; bientôt. [1.8] | ||
| ao, tao, ho ao: là (pas visible) [1.8] | ||
| eroa, teroa, ho eroa: là bien loin, visible [1.8] | ||
| indry: voilà! là! [1.8] | ||
| injao: là! (tout près) [1.8] | ||
| Entry | la
![]() | |
| Part of speech | article | |
| ny: La lune (Ny volana) [1.4] | ||
| Analogs | le ~ les | |
| Entry | la
![]() | |
| Part of speech | pronoun | |
| izy, azy: Je la vois (Hitako izy, mahita azy aho) [1.4] | ||
| Analogs | le ~ les | |
| Entry | là
![]() | |
| Part of speech | adverb | |
| eo (a vista); ao (non a vista); ary (lontano) [1.18] | ||
| Entry | la
![]() | |
| Part of speech | article | |
| ny [1.18] | ||
| Entry | la
![]() | |
| Part of speech | noun (symbol) | |
| Ny feo fahenina amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama [1.1] | ||
| Laharana faha-6 avy ambany amin-ireo litera renisoratra valo natao solom-peo amin'ny solfa, dia ireto izany (atomboka avy ambany): DO, RE, MI, FA, SOL, LA, SI, DO. [1.10] | ||
| Vocabulary | ||
| Analogs | do ~ re ~ mi ~ fa ~ sol ~ si | |
| Illustrations |
| |
| Entry | La
![]() | |
| Part of speech | noun (symbol) | |
| Singa mivaingana, faha-57 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] | ||
| Lanthanum. [3.1] | ||
| Lanthane. [3.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Tables and plates | Periodic Table | |
| Entry | LA
![]() | |
| Part of speech | noun (symbol) | |
| Fanafohezan-tenin' i Los Angeles (adika hoe ny anjely rehetra): tanàna lehibe ao amin'ny faritanin'i Etazonia. [3.1] | ||
| Fanafohezan-tenin' i Louisiana: fanjakana amin'ny ireto fanjakana dimam-polo ireto ao amin'ny faritanin'i Etazonia. [3.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Illustrations |
| |
| Updated on 2025/08/02 |
|