|
|
|
|

Entry mandre (re)
Part of speech active verb
 Mahalala fisiana feon-javatra iray amin' ny alalan' ny sofina: Tsy mandre na inona na inona ny sofiko fadonton' ny kininina
Mahafantatra: Vao izao aho no nandre fa narary ny zanakao
Mahatsiaro: Tsy mandre maharary rehefa mitsindrona amin' itỳ fanafody
Teny mifandray hevitra (Mihaino): mitaino, manongilan-tsofina, mampandry sofina, mihaino vilana, mitaino ilany, tailam-pandrenesana
Teny mifandray hevitra (Tsy mihaino): manentsin-tadiny, mamono sofina, manary sioka, manao henoy izany ry hazon-damosiko!, mafy sofina, mafy tadiny, lalodalovana, donto sofina, domelina, karenina, marenina [1.1]
 To hear; to perceive by hearing, touch, taste or smell [1.7]
 Entendre, apprendre, sentir [1.3]
 Entendre; apprendre; sentir par le toucher, le goût, ou l'odorat [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Tsy mandre mihitsy anie aho e! [2.117]
2Tsy mandre ny ketsoketso-borona anie! [2.69]
3Faly aho raha mandre izany teninareo izany. [2.298]
Morphology 
Present : mandre
Past : nandre
Future : handre
Imperative : mandrenesa
Synonyms mahare

Updated on 2023/09/25