|
|
|
|

Entry haja sy voninahitra
Part of speech locution
Elementary words haja, vony, ahitra
 Fahamendrehana ananana; entina manondro koa ireo olona manotrona amin' ny fivoriana iray, na an-karatsiana izany na an-kafaliana [1.1]

Updated on 2025/10/11