| Entry | fandraisana (ray) | ||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||
| Fanantazana: Fahadisoana ny fandraisana baolina amin' ny lalao baolina kitra Fanekena izay omena: Tokony hofadina ny fandraisana tsolotra Fihinanana, fisotroana: Tsy tsara ny fandraisana zava-pisotro mahamamo matetikana dia kely foana aza Fitsenana, fampiantranoana: Nafonafana izay fondraisan' ny fokontaninay ny lehibe izay Fanokanana: Amin' ny Alahady heriny no fandraisana ilay Mpitandrina vaovao hiaso eto amintaika Fahazoana an-tanana: Isaky ny faharoapolon' ny volana no fandraisanay karoma [1.1] | |||||||||
| A piece of wood used in weaving [1.2] | |||||||||
| The act of receiving [1.7] | |||||||||
| Action de recevoir [1.8] | |||||||||
| Préhension [1.13] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Illustrations |
| ||||||||
| Entry | fandraisana | ||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||
| [Betsileo, Merina] (de ray : action de saisir, d'accueillir, de donner l'hospitalité) Nom général des odi-fitia ou charmes pour se faire aimer et des procédés suivant lesquels on les utilise. [1.196] | |||||||||
| Vocabulary | |||||||||
| Entry | fandraisana (ray) | ||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||
| (Fivavahana Protestanta) Fihinanana mofo sy divay ho fahatsiarovana ny nataon' i Kristy talohan' ny nahafatesany isaky ny alahady voalohan' ny volana [1.1] | |||||||||
| [Rel. s. from mandray (ray).] the Lord's Supper, lit. the taking; the day for celebrating the Lord's Supper. [1.2] | |||||||||
| Vocabulary | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Updated on 2025/06/18 |
|