| Entry | mandray (ray) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mikasika amin' ny tanana: Nandray baolina ilay mpilalao ka notsofin' ny mpitsara ny kiririoka Mananty: Mandray fanomezana Mitsena sy mampiantrano: Teo an-kianjy no nandray ny filohan' ny Nosy ny vahoaka Mitokana: Nandray ny mpitandrina tamim-pomba lehibe ny fiangonana Manaiky ho isan' ny...: Nandray azy ho mpikambana ao aminy ny Akademia Mahazo: Nandray soa be taminy ianao ka mahaiza mankasitraka ~ Vao avy nandray vola izy Miraikitra: Tsy mandray tsara itý loko itý izany [1.1] | |||||||||
| To receive [1.2, 1.7] | |||||||||
| To accept [1.2] | |||||||||
| To take [1.7] | |||||||||
| Recevoir, prendre, accepter [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/06/12 |
|