| Entry | raisina (ray) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Alaina: Noraisiny ny satrony dia lasa izy Azo: Hovaliako rahariva ilay taratasy noraisiko anikeheo Ampiantranoina: Raiso tsara Rakoto fa havantsika Ekena ho isan' ny...: Noraisina ho mpikambana amin' ny Vokovoko Volamena izy [1.1] | |||||||||
| To be received, to be accepted, to take. [1.2] | |||||||||
| To be received, to be taken [1.7] | |||||||||
| Qu'on reçoit, qu'on prend [1.8] | |||||||||
| Examples | alaina amin' ny vola tokony horaisina ny trosany tao am-pivarotana, ny sisa tavela tsy karama raisina fa trosa miditra.
[2.472] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|