| Entry |
aba
|
| Part of speech | noun
|
| | [Bara, Sakalava, Taifasy, Taimoro, Taisaka, Tanosy]
ray
[1.78]
|
| | [Bara]
Rangahy na fiantson'ny vehivavy ny lehilahy [1.78]
|
| | [Betsileo]
Dada, teny fanajana mahasolo ny letsy na tompoko: Izay ary aba ro i ko... (Izay ary tompoko no izy ka..) ~ Aia roa iabako Daleva iñy: Aiza re i Dada Raleva iny) [1.78]
|
| | [Tandroy]
Ray: Hoaia h'iheo aba? [1.78]
|
| | Teny fahita indrindra amin' ny fitenim-paritra, mitovy hevitra amin' ny hoe: dada, kaky: Ey, abako be, hoy Iboina tamin-dRanakombe, izaho no izy [1.1]
|
| | Father, chiefly used by children. [1.2]
|
| | [Provincial]
Father [1.7]
|
| | Mot venant des provinces ; peu usité en hova, et employé à la place de dada,
ikaky
[1.3]
|
| | [Provincial]
Père [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Hono, Paritra, nankaiza i Aba?
[2.285]
|
| 2 | Fa hoy kosa Itiahita hoe : "Milomanosa hianao, aba, milomanosa hianao, aba;
[2.69]
|
|
| Morphology |
|
| Synonyms | ~ ~ ~ ~ ~ |
|
| Entry |
Aba
|
| Part of speech | name (biblical)
|
| | Abba [2.996]
|
| | Abba [2.996]
|
| Vocabulary |
| Examples | Fa tsy nandray ny fanahim-pahandevozana ho amin'ny tahotra indray ianareo, fa nandray ny fanahin'ny zanaka natsangana, izay iantsoantsika hoe: Aba, Ray ô!
[2.996]
|
| Article |
|