| Entry |
dada
|
| Part of speech | noun
|
| | Fiantsoana na filazana ny ray niteraka: tsy hisaraka aminao aho, ry dada. / Nankaiza àry i dada izay? Teny entina manaja ny lehilahy be taona, tokotokony ho rain' ny tena: Hialoha lalana anao aho, ry dada, fa aza fady [1.1]
|
| | Father, dad [1.7]
|
| | Père [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Manao ahoana i Dada?
[2.4]
|
| 2 | Nomen' i Dada azy ny adiresiko.
[2.472]
|
| 3 | Tao an-trano nivazavaza foana i dada.
[1.369]
|
|
| Synonyms | ~ ~ ~ ~ |
|
| Entry |
dada
|
| Part of speech | noun
|
| | Dihy tsinjaka mitsamboamboatra arahin' ny amponga, izay fanaon' ny lehilahy ihany [1.1]
|
| | A mode of dancing, in which the feet are made to imitate the beating of a drum [1.2]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
dada
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tambahoaka]
adaladala
[1.78]
|
| | [Tankarana]
Un peu fou, bête, cf. dahidahy
[1.19]
|
| Synonyms | |
|
| Entry |
dada
 |
| Part of speech | masculine noun
|
| | Hevi-mahazatra, hevi-tiana [1.66]
|
|
| Entry |
dada
 |
| Part of speech | masculine noun
|
| | (fitenin' ankizy) soavaly
[1.66]
|
|
| Entry |
Dada
|
| Part of speech | name (book title)
|
| Author | Solonomenjanahary Ranivoarisoa Eugénie Monique |
| Vocabulary |
| Tables and plates | All the titles
|
|