|
|
|
|

Entry mandamina (lamina)
Part of speech active verb
 Mikarakara mba hilanto na hirindra tsara, mandahatra: Mbola mandamina ny entanay ao i Dada sy i Neny fa vao tonga izao izahay
Manamboatra, mandanto, mandrindra: Izy no nantsoinay handamina ny adin-dry zareo ato atsimo sy avaratra [1.1]
 To arrange, to set in order [1.2]
 Arranger, mettre en ordre; réconcilier [1.8]
Examples Kandrefa, hoy izy, raha mandamina amy ny amany n' omby hianareo, dia ny vehivavy mitondra tena no manatitra isan' alarobia; [2.48]
Morphology 
Present : mandamina
Past : nandamina
Future : handamina
Imperative : mandana
Synonyms mandahatra ~ mampirina ~ mandrindra ~ manala olana ~ mampirindra ~ mikirakira ~ mandanto ~ mandravona ~ mamboatra ~ mikojakoja ~ mikarakara ~ mikajikajy

Entry mandamìna (lamina)
Part of speech imperative of active verb mandamina [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20