| Entry | lamina | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Fanaovana izay hisian' ny firindrana, ny fiezahana sy fanaovana izay tsy hahitana korontana; fikarakarana mba ho amin' ny toerany avy ny zavatra. [1.1] | |||||
| See lahatra, andalana [1.2] | |||||
| Organisation; arrangement, ordre, disposition [1.13] | |||||
| Examples |
| ||||
| Derivatives |
| ||||
| Updated on 2023/10/07 |
|