| Entry | mampirina (ampirina) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mandamina, mandahatra: Mampirin-trano isa-maraina izy Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hampirina ireto bokiko ireto aho [1.1] | |||||||||
| To arrange, to tie up goods, etc., as in ampirina. [1.2] | |||||||||
| Examples | Koa izay rehetra te-handeha modia mampirina ny zavany, ary manamboatra izay vàtsy sy zavatra ho entiny.
[2.588] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | manampirina | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|