| Entry | mikarakara | ||||||||
| Part of speech | adjective | ||||||||
| [Bezanozano] misaritaka [1.78] | |||||||||
| Entry | mikarakara (karakara) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mitandrina, manao izay hahasoa fatratra sy manokana: Mikarakara tokoa ny vadiny Ramatoa iny Miahy, miraharaha: Tsy natao hikarakara ny baolina aho Manamboatra, manomana: Efa misy mikarakara ve ny sakafon' ny vahiny Mifehy, mitondra, manapaka: Iza no mikarakara ity faritany ity? [1.1] | |||||||||
| To take care of, to look after [1.7] | |||||||||
| Prendre soin de; se charger de [1.8] | |||||||||
| Examples | Ny toe-pahasalaman' ny toby dia ny mpimasy no mikarakara azy.
[2.472] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | mikarakarà (karakara) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb mikarakara | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|