| Entry |
mandrindra
(rindra)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mandahatra, mandamina, mandanto: Mandrindra ny fandaharam-potoana Mampifanaraka, mamitrana: Mandrindra ny fifankatiavana [1.1]
|
| | To set in order, to arrange; to reconcile [1.7]
|
| | Arranger, mettre en ordre; réconcilier [1.8]
|
| Examples |
| 1 | manahirana ny mandrindra ny fiainana an-tanàn-dehibe ifanotofan' ny olona.
[2.445]
|
| 2 | Indraindray dia mila manao izany hatrany mandrindra ny adiny iray na mahery ianao.
[2.424]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mandrindra |
| Past : |
nandrindra |
| Future : |
handrindra |
| Imperative : |
mandrindrà |
|
|
| Entry |
mandrindrà
(rindra)
|
| Part of speech | imperative of active verb mandrindra
|
| | [1.1]
|
|