| Entry |
mandahatra
(lahatra)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mametraka zavatra mahitsy tomandavana: Sahirana ery Ilita kely nandahatra ny bokin-drainy teo ambony latabatra Mandamina: Raha efa izany, dia nandahatra ny raharaha hataony ny ampitso izy Manao kabary; miresaka manao fihetseham-be amin' ny tanana: Mahay mandahatra ilay mpitandrina nitory teny anikeheo ~ Nandahatra teo ny anao nefa tsy nisy nihaino akory [1.1]
|
| | Mamorona lahatsoratra [1.13]
|
| | To arrange; to set type; to make a speech [1.7]
|
| | Bien arranger; composer (imprimerie); donner un discours [1.8]
|
| | Ranger, ordonner; rédiger [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Koa anio isika dia mandahatra, mitondra ny teny;
[2.245]
|
| 2 | Mampitaha teny Fomban-dRamalagasy koa, raha mandahatra, ny mampitaha teny mitovitovy.
[2.298]
|
| 3 | Ny ambiasa no mandahatra ny fanapahana ny zaza, ohatra ny zazafotsy na ny kelikely atao aloha.
[2.606]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mandahatra |
| Past : |
nandahatra |
| Future : |
handahatra |
| Imperative : |
mandahara |
|
|