| Entry | karama | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Vola amena ny olona miasa ho an' ny tena: ariary zato no karama nomeko azy niasa ny tanimbariko Vidin' ny asa atao: Dimy arivo no karamany isam-bolana [1.1] | |||||||
| Wages [1.7] | |||||||
| Salaire, traitement [1.8] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Derivatives |
| ||||||
| Article | Randzavola: karama ao amin' ny Baiboly | ||||||
| Updated on 2023/10/24 |
|