|
|
|
|

Entry fihinanana (hinana (hana))
Part of speech noun
 Asa atao rehefa mihinana; fitsakoana sy filemenana ventin-kanina [1.1]
 The act of eating [1.7]
 Action de manger [1.8]
Examples 
1Nanao fihinanana ankalamanjana, kosa, ny be sy ny maro. [2.270]
2Ary nony efa vita ny fihinanana, dia niteny ny Governora. [2.366]
3Niara-nitsangana izy roa, dia nivoaka ny efitra fihinanana. [2.529]

Entry fihinanana (hinana)
Part of speech noun
 (fiteny tsy mihaja) Karama: Tsy hisy hanao an' io raha tsy misy fihinanana kely [1.1]

Entry fihinanana
Part of speech noun
  [Tanala] Fitana (rano), fandehanana anaty rano na lalina na lalindalina hiampitana eny amin'ny fitodiana andafin-drano [1.78]

Updated on 2023/05/24